|
|
|
|

Teny iditra1 menaky ny aina
Singan-teny  2menaka, 3aina
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5teny ilazana am-pitiavana ny zanaka na ny olon-tiana na iza na iza. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Graisse de ma vie.
7Les parents appelaient ainsi les enfants qu'ils avaient engendrés.. [2.415#978]
Ohatra  8 Tsy maintsy ny azy, satria menaky ny ainy aho [2.643#144]
9 izy no menaky ny aina / ary tiana hoatra ny tena / ny zanaka no mampifenofeno [2.131]
10 Sakafo tapa-kibo lava sy akanjo rovidrovitra no mba hany tratry ny heriny nomena ireto menaky ny aina [1.281]
Mpanahaka  11 silakynyaina, 12 singotrynyaina, 13 vahatrynyaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02